Entry | 1 kirobo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anaram-bola malagasy ampahefatry ny ariary, izany hoe iraimbilanja sy voamena (1,20F). (Tsarahotsahivina fa ny ariary fahizay dia 4,80F; koa ny kirobo vazaha, izay ampahefatry ny ariary vazaha (5,00F) dia 1, 25. Ireto avy ny anarambola nidiran' ny teny hoe kirobo: lasiray sy kirobo 1,50F; kirobo sy voamena 1,40F; kirobo telo 3,60F; venty sy kirobo 2,00F) |
Examples |
4 kirobo an-dafin-tsaha sikajy an-konahona [2.131] |
Vocabulary |
5 Economy: finances, management |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word kirobo |
Anagrams | 7 kirobo, kobory |
Updated on 2020/07/31 |