Entry | fileovana (leo) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fitambarain-paritany eo ambany fizakana na fifehezana iray na koa fitambaran' olona na foko voafehin' ny lalàna iraisana na manaraka fomba iray: Iray fileovana ireo tanàna telo mifanakaiky ireo [1.1] | |||
Explanations in English | A préfecture, an administrative district [1.7] | |||
Explanations in French | Préfecture; district administratif [1.8] | |||
Vocabulary | Politique | |||
Compound words |
| |||
Updated on 2023/10/12 |