|
|
|
|

Entry1  belza
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny aranana tompon-tany any amin' ny tanin' i Belzika: Anisan' ny betsaka raha heverina amin' ny hakelin' ny taniny ny Belza
Momba an' i Belzika na an' i Belzika na avy any Belzika: Fiteny karazany roa ny teny tenenin' ny mponina belza
Vocabulary  4  Geography: countries, people
Analogs  5  belzika

Updated on 2020/07/31