Entry | arzantinina | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Ny tompon-tany any amin' ny tanin' i Arzantina (Amerika atsimo indrindra):
Manankarena solitany sy tenon-damba ny Arzantinina Momba an' i Arzantina, an' ny Arzantina na avy any Arzantina [1.1] | |
Explanations in English | Argentinean, Argentinian, Argentine [3.1] | |
Explanations in French | Argentin, argentine [3.1] | |
Vocabulary | Geography: countries, people | |
Origin | French: argentin. | |
Analogs | Arzantina | |
Updated on 2020/07/31 |