Entry | 1 andriamby |
Elementary words | 2 andriana, vy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tenan-javatra fahita any anatin' ny tany, manana hery manokana hanintona ny vy sy ny metaly sasantsasany 5 [1.13] karazana vy manana toetra misintona vy hafa |
Explanations in English |
6 [1.2] magnetic iron, a loadstone; a magnet 7 [1.7] magnet |
Explanations in French |
8 [1.5, 1.8] aimant 9 [1.13] aimant |
Examples |
10 Ohatra ny andriamby nanintona ny masoko ilay izy. [2.4#] 11 Mbola miasa tsara ihany ilay andriamby manintona ny vehivavy eny aminy. [2.529#] 12 Nihevingevina toy ny fanjaitra akekezin'ny andriamby ny tovolahy noseraniny. [1.280#] |
Vocabulary |
13 Industry |
Compound words |
|
Updated on 2024/08/13 |