Entry (1/4) | 1 c |
Part of speech | 2 noun (symbol) |
Explanations in Malagasy |
3 Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns. [3.1] |
Tables and plates |
4 The Alphabets |
Illustrations |
|
Entry (2/4) | 6 C |
Part of speech | 7 adjective |
Vocabulary |
8 Mathematics: arithmetic |
Explanations in Malagasy |
9 marika romana izay milaza ny isa 100 [3.1] |
Tables and plates |
10 The Numbers |
Entry (3/4) | 11 c |
Part of speech | 12 noun (symbol) |
Vocabulary |
13 Physics |
Explanations in Malagasy |
14 ilazana ny halakim-pandehan'ny hazavana ao amin'ny habaka ny c amin'ny marika ifanekena fisika: c dia mira aminy 299.792,5 kilômetatra isan-tsegondra (300.000 noboriborina). [3.1] |
Entry (4/4) | 15 C |
Part of speech | 16 noun (symbol) |
Vocabulary |
17 Chemistry |
Explanations in Malagasy |
18 dionariña na karbônina. Singa mivaingana, fahenina amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Explanations in English |
19 carbon [3.1] |
Explanations in French |
20 carbone [3.1] |
Tables and plates |
21 Periodic Table |
Updated on 2024/09/07 |