Entry zorina (zotra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Arahina mahitsy tsy mivilivily: Ity lalana mianatsimo ity zorina dia ho tonga any am-piangonana ianao
Tohizina: Ny lalana zorina fa aza be resaka eo [1.1]
Morphology 
Present : zorina, zoriko, zorinao, zoriny, zorintsika, zorinay, zorinareo, zorin', zorin-, zorim-, zori-
Past : nozorina, nozoriko, nozorinao, nozoriny, nozorintsika, nozorinay, nozorinareo, nozorin', nozorin-, nozorim-, nozori-
Future : hozorina, hozoriko, hozorinao, hozoriny, hozorintsika, hozorinay, hozorinareo, hozorin', hozorin-, hozorim-, hozori-
Imperative : zory

Updated on 2023/01/05