Entry zendana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Gaga tsy mahateny fa kehana foana amin' ny fahitana zavatra iray tsy nampoizina eo amin' ny toetrany; talanjona; mitampimbava: Zendana aho nahita ilay vy be an-taonina maro misosa miakatra eny amin' ny habakabaka [1.1]
Explanations in English Astonished [1.7]
Explanations in French ébahi; étonné [1.8]
Examples Ka taitra ny trondro, zendana ny voay. [2.576]
Derivatives 

Updated on 2020/07/31