Entry zavontany
Elementary words zavona ; tany
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra na isa be dia be, tsy tambo isaina [1.1]
Explanations in French [ zavon-tany ] Innombrable [1.3]
Examples 
1Manaraka izany, misy olona zavontany izay azo lazaina fa mbola matory ao anatiny ilay toetra mivavaka. [2.285]
2Nampiasa ny ody maheriny koa i Tija sy Salovambolo ka nandefasany lalitra zavontany ny Sakalava, izay nandrakotra sy nanentsina ny masony sy ny vavany ary ny orony sy ny sofiny! [2.508]

Updated on 2023/06/05