Entry zavarina (zavatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao, amboarina: Zavarin' ny mpandrafitra ho fanaka tsara tarehy ny hazo ala marokoroko
Terena: Nozavarin' ny fahoriana no nahatonga azy hangalatra [1.1]
Morphology 
Present : zavarina, zavariko, zavarinao, zavariny, zavarintsika, zavarinay, zavarinareo, zavarin', zavarin-, zavarim-, zavari-
Past : nozavarina, nozavariko, nozavarinao, nozavariny, nozavarintsika, nozavarinay, nozavarinareo, nozavarin', nozavarin-, nozavarim-, nozavari-
Future : hozavarina, hozavariko, hozavarinao, hozavariny, hozavarintsika, hozavarinay, hozavarinareo, hozavarin', hozavarin-, hozavarim-, hozavari-
Imperative : zavaro
Proverbs 

Updated on 2023/02/18