Entry zatovovavy
Elementary words zatovo ; vavy
Part of speech noun
Explanations in English A young woman [1.7]
Explanations in French Jeune fille [1.8]
Examples 
1Mme Beigbeder indray dia nandray anjara tamin' ny fitaizana ny zatovovavy sy ny "louveteaux», fa tsy niteraka izy mivady. [2.356]
2Nisy zatovovavy iray izay nanao jerin' adala mihitsy indray andro, ka nokizahiko hoe : - Fitia te-hijery sa maso vao nahita, ry Soa a? [2.643]

Updated on 2023/08/25