Entry | 1 zato |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy | 3 Sivy amby sivifolo ampiana iray, na folo impolo: Zato taona 4 Ireto avy ny isa milaza ny isan-tokony zato: zato, roanjato, telonjato, efajato, dimanjato, eninjato, fitonjato, valonjato, sivinjato [1.1] |
Explanations in English | 5 a hundred [1.7] |
Explanations in French | 6 cent [1.3, 1.8, 1.13] |
International |
7 100 C [3.1] |
Examples |
8 Misy zato mahery ny mpiasa amin' ny toby iray. [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word zato |
Tables and plates |
26 The Numbers |
Article |
27 Andriamihaja: Fanisana vaovao 28 Randzavola: zato ao amin' ny Baiboly (=> isa) |
Anagrams | 29 tazo, zato |
Updated on 2023/08/11 |