|
|
|
|

Entry1  zanatsoratra
Elementary words  2  zanaka, soratra
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  voyelle [1.13, 1.66.fr#972, 1.5]
Examples  5  s = z (raha eo anelanelan' ny zanatsoratra roa. [2.528#71]
6  Ary teo no tsy nahaizako nanafina tamin'i Niry ny fiseran'i Noro teo amin'ny fiainako, fa rehefa diso zanatsoratra ny lelako dia naleoko nibaboka ho afa-dromoromo! [2.944#]
Vocabulary  7  Linguistics
Compound words 
Tables and plates  9  The Alphabets

Updated on 2024/08/13