Entry |
zanabolana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Antontan-javatra goavana alefan' ny olombelona eny amin' ny habakabaka, nefa tsy mihoatra ny faritra ahazoan' ny tany misintona azy, ka manjary toy ny volana kely manodidina ny tany ary ampiasain' ny olo-mahay amin' ny fikarohana ara-tsiansa [1.1]
|
Explanations in English | A man-made satellite [1.7]
|
Explanations in French | Satellite envoyé dans l'espace; cf. sambon-danitra
[1.8]
|
Examples | Zanabolana no mampita ny zava-mitranga any an-dafy any ka avy hatrany dia hitantsika atý
[2.445]
|
Vocabulary |
|