Entry zanabolana
Elementary words zana- (zanaka) ; -bolana (volana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Antontan-javatra goavana alefan' ny olombelona eny amin' ny habakabaka, nefa tsy mihoatra ny faritra ahazoan' ny tany misintona azy, ka manjary toy ny volana kely manodidina ny tany ary ampiasain' ny olo-mahay amin' ny fikarohana ara-tsiansa [1.1]
Explanations in English A man-made satellite [1.7]
Explanations in French Satellite envoyé dans l'espace; cf. sambon-danitra [1.8]
Examples Zanabolana no mampita ny zava-mitranga any an-dafy any ka avy hatrany dia hitantsika atý [2.445]
Vocabulary 

Updated on 2023/12/06