| Entry | 1 zana-bola |
| Elementary words | 2zanaka, 3vola |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5ilazana ny vola aloan' ny mpisambotra ambonin' izay nosamboriny.
[1.1] |
| Explanations in English |
6interest on money lent out.
[1.7] |
| Explanations in French |
7intérêt de l'argent prété.
[1.8] 8intérêt. [1.13] |
| Examples |
9 Ny tahan' ny zanabola fanefana ny taratasimbolam-panjakana amin' ny ankapobeny dia tombanana ho.
[1.384#]
10 Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata. [2.470#] |
| Vocabulary | 11 Economy: finances, management |
| Article | 12Randzavola: zana-bola ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/10/11 |
|