|
|
|
|

Entry1  zanabohitra
Elementary words  2  zanaka, vohitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  vohitra kely [1.1]
Explanations in English  5  a suburb [1.7]
Explanations in French  6  banlieue [1.8]
Examples  7  Azony moramora ihany ny zanabohitra dia i Soamanandrariny, Ankadindramamy, Anjanahary, Ankadifotsy ary Andraisoro. [2.508#]
Vocabulary  8  Geography: (in general)

Updated on 2024/08/15