Entry zahao (zaha)
Part of speech imperative of passive verb zahàna [full list]
Examples 
1Zahao kely izao mandondòna izao [1.1]
2Zahao izany rainao naratra izany [1.1]
3Zahao ange ny tarehin' itỳ zaza itỳ e! [1.1]
4Zahao izay hevi-dRakoto momba on' io raharaha io [1.1]
5Zahao kely izay ataon’ ny mpiasa (Allez regarder, voir, examiner un peu ce que font les ouvriers) [1.3]
6Zahao kely izay ao anatin’ io taratasy io (Regardez, voyez, examinez un peu ce qu’il y a dans cette lettre) [1.3]
7Zahao kely ny tarehin’ io sary io (Considérez, examinez un peu la beauté de ce tableau) [1.3]
8Zahao kely ny reninao marary (Allez voir, visitez un peu votre mère malade) [1.3]
9Zahao ny ondry very (Allez chercher la brebis perdue) [1.3]
10Zahao ny heviny ny amin’ izany raharaha izany. Sondez sa pensée au sujet de cette affaire) [1.3]
11Zahao izany fanao izany raha mety. Essayez, éprouvez, expérimentez cette méthode, pour voir si elle est bonne) [1.3]
Synonyms zahavo
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31