Entry (1/4) | 1 vovona |
Part of speech | 2 Unspecified |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
6 Avosa, fanaovana antontany. [1.1] |
Entry (2/4) | 7 vovona |
Part of speech | 8 noun |
Vocabulary |
9 Zoology: (in general) |
Explanations in Malagasy |
10 Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezity 11 Ny riran-damosin' ny hazandrano. [1.1] |
Synonyms | 12 vombo, vombona |
Compound words |
|
Entry (3/4) | 14 vovona |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 vovonana, tafontrano [Taisaka]
[1.78] [1.1] |
Entry (4/4) | 17 vovoña |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 loharano kely tsy mandeha [Tambahoaka]
[1.78] 20 dobo [Tanosy] [1.78] |
Anagrams | 21 vovona, vovoña, vovona, vovoña |
Updated on 2023/05/27 |