Entry | 1 votsorana |
Root | 2 votsotra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Vahana, boràhina: Novotsorany ilay tady tao 5 Afahana amin' ny gadra na ny fanandevozana: Mpigadra maro no novotsorana tamin' ny fetin' ny Fahaleovantena [1.1] |
Explanations in English |
6 to be released; to be emancipated [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on laisse s'échapper, qu'on libère [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 voantsora, votsorana |
Updated on 2023/01/20 |