|
|
|
|

Entry1  votsa
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  miadam-panao zavatra [Bara] [1.78]
4  [vôtsa] milasilasy, miadana [Bezanozano] [1.78]
5  Tsy kinga, mitaredretra, mitavozavoza: Votsa loatra ity mpiasa ity
6  Tsy mahay, osa: Mbola votsa ity zaza ity ka tokony hampianarina manokana
7  Miadana: Votsa fandeha [1.1]
Explanations in English  8  clumsy, clownish [1.7]
Explanations in French  9  lent, lourd [1.3, 1.8]
10  lambin [1.3]
11  malhabile, maladroit [1.8]
Examples  12  Inatana, nirahin dRaketaka handrindrina ny varavarana any ambony indrindra, ka tsy nandeha foana teo izy, satria olona votsa votsa tena izy; [2.59]
Derivatives 
13  Names :
14  Adjectives :
Synonyms  15  votsavotsa
Compound words 

Updated on 2023/05/26