| Entry | 1 votsa |
| Part of speech | 2 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
6 [Bara] miadam-panao zavatra
[1.78] 7 [vôtsa] [Bezanozano] milasilasy, miadana [1.78] 8 Tsy kinga, mitaredretra, mitavozavoza: Votsa loatra ity mpiasa ity 9 Tsy mahay, osa: Mbola votsa ity zaza ity ka tokony hampianarina manokana 10 Miadana: Votsa fandeha [1.1] |
| Explanations in English |
11 clumsy, clownish
[1.7] |
| Explanations in French |
12 lent, lourd
[1.3, 1.8] 13 lambin [1.3] 14 malhabile, maladroit [1.8] |
| Examples |
15 Inatana, nirahin dRaketaka handrindrina ny varavarana any ambony indrindra, ka tsy nandeha foana teo izy, satria olona votsa votsa tena izy;
[2.59#203]
|
| Synonyms | 16 votsavotsa |
| Combinations | 17 5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word votsa |
| Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/22 |
|