|
|
|
|

Entry vosobosotra (vosotra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga: Mba olona tia vosotra koa Rangahy iny!
Famazivaziana, hanihany, haraby [1.1]
Explanations in English A joke, a jest [1.2]
Explanations in French [duplicatif diminitif] [1.3]
Examples Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa [2.314]
Synonyms vosotra

Updated on 2024/06/04