Entry 1/3 vorondreo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin' ny elany; mitaraindraina toa mampalahelo ny feon' ny vorondreo ka heverin' ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy [1.1]
Explanations in French Oiseau au cri plaintif [1.54]
Examples 
1koa ny vorondreo no hafaro,
fa sady mitoreo no milaza.
[2.131]
2Ny biby no mifanaretsaka ao, ny gidro sy ny namany ary ny voron-dia sy vorondreo. [2.895]
Vocabulary 
Elementary words vorona ; reo
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs 

Entry 2/3 vorondreo
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsileo] (de vorona mis pour vorina : ce qu'on amasse ; et reo ou reoreo : vagissements d'un jeune enfant). Nom donné aux diverses herbes parfumées employées en bains de vapeurs lors des accouchements. [1.196]
Vocabulary 
Elementary words vorina ; reo

Entry 3/3 Vorondreo
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -23.2833333, 43.85

Updated on 2024/07/26