Entry | vorondolo | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Vorona anisan' ny antsoina hoe tsy sahy andro; be maso, be vola, misy sangany kely ny vorondolo; noho izy mpivoaka amin' ny alina, dia malaza ho voron' ny mpamosavy izy; tsara ho fantatra anefa fa anisan' ny vorona mahasoa izy noho ny fihazany ny voalavo, totozy sy ny namany (iray fianakaviana amin' ny vorondolo ny tararaka sy ny matoriandro) [1.1] | ||||
Explanations in English | An owl [1.7] | ||||
Explanations in French | Hibou [1.54, 2.415, 1.8] | ||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Zoology: birds | ||||
Elementary words | vorona ; lolo | ||||
Compound words |
| ||||
Toponyms |
| ||||
Proverbs | Proverbs containing the word vorondolo | ||||
Articles | Randzavola: vorondolo ao amin' ny Baiboly | ||||
Entry | vorondolo | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in French | Se disait des gens qui sortent la nuit ; des paresseux qui vont voler, la nuit [2.415] | ||||
Entry | Vorondolo | ||||
Part of speech | name (toponym) | ||||
Vocabulary | Geography: towns | ||||
Coordinates | -21.25, 47.35 | ||||
Toponymy | vorondolo | ||||
Updated on 2023/01/03 |
![]() |