|
|
|
|

Entry1  vorona mindram-bolo
Elementary words  2  vorona, mindrana, volo
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fisehoana tsy araka ny tena toetran' ny tena fa amboamboarina fotsiny hanodoka an' izay mahita ny tena
Explanations in English  5  [1.2] Lit. a bird borrowing feathers ; fig. To dress up in what has been borrowed.

Updated on 2023/05/23