Entry | 1 vorona |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Zoology: (in general) 4 Zoology: birds |
Explanations in Malagasy |
5 Anarana itambarana iantsoana ireo karazam-biby manidina misy elany roa solon' ny tongony anoloana, ka roa ihany ny tongony ary rakotra vola manokana -- izay nantsoina indrindra hoe: volom-borona -- ny tenany; manatody izy fa tsy miteraka. [1.1] |
Explanations in English |
6 A bird, esp. waterfowl [1.7] |
Explanations in French |
7 Oiseau [1.54, 1.8, 1.13] |
Examples |
8 Eny andrefan-tranonay misy vorona roa mangamanga [2.131] |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 30 Proverbs containing the word vorona |
Updated on 2023/06/03 |