Entry |
voro-damba
|
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Ny lamba efa rovitra sy potika ka tsy misy asany loatra intsony raha tafina [1.1]
|
Explanations in English | Rags [1.7]
|
Explanations in French | Haillons, chiffons, restes usés des étoffes, des habits Figuré: terme de mépris pour rabaisser les étoffes [1.3]
|
| Chiffons [1.8]
|
Examples |
1 | voasesika vorodamba ny vavany tsy hahazo-miantsoantso;
[2.587]
|
2 | nandramana ny jiro solitany amin' ny lahiny vorodamba;
[2.285]
|
3 | Dia namaoka tànana tamin' izay vorodamba malotoloto izay izy.
[2.332]
|
|
|