| Entry | 1 vorika |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
19 Mosavy mahafaty
[1.1] |
| Explanations in French |
20 [Sakalava] Sortilège réputé mortel
[1.196] |
| Examples |
21 Ohatra ny hanina nasiana vorika no fahitako ilay vary teo an-doviako.
[2.4#98]
22 Ilay mpamosavy kosa dia mba nihevitra izay tokony hahazoany ireo babo ho azy samy irery, ka dia nasiany vorika ny varin' ilay jiolahy. [2.69#171] |
| Vocabulary | 23 Beliefs |
| Combinations | 24 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vorika |
| Anagrams | 25 kovary, 26 variko, 27 viroka, vorika |
| Updated on 2026/04/20 |
|