|
|
|
|

Entry 1  vonjivonjena
Root  2 vonjivonjy
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in English  8 to be rescued in a hurry; to be attended to in a hurry [1.7]
Explanations in French  9 qu'on secourt à la hâte; dont on s'occupe d'urgence [1.8]
Examples  10  vonjivonjena ny fotoam-piasana, fa ny tokony hatao amin' ny vanin-taona anakiray, na inona na inona miseho, tsy maintsy vitaina [2.472#]
11  Ny fotoana famangiana ny mpitera-bao dia tsy mba vonjivonjena, ary na dia efa niala amin' ny fifanana aza ny mpitera-bao dia mbola misy mpamangy ihany [2.436#]

Updated on 2026/04/20