|
|
|
|

Entry1  voloina
Root  2  volo
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Misy voIo, be volo: Voloina ny ranjon-dRakoto ka tsy sahy mialapataloa izy [1.1]
5  be volovolo [1.13]
Explanations in English  6  hairy [1.7]
Explanations in French  7  poilu [1.8, 1.196]
8  chevelu [1.8]
9  pelucheux [1.13]
10  duveteux [1.196]
Examples  11  Akanjo voloina sy mididy mananjara no azy mirahavavy ary tablie mangabe mivaky an-damosina no an' I Lidy si I Saonina? [2.470#16]
12  Tafatsangana ity voloina sy tomady be, izay sondriana nitetika ny tratrany amin' ny tombokavatsa anoloan' ny fitaratra anankiray. [2.895#36]
Compound words 

Anagrams  15  avolony, lovinao, novaloi, novolai, voloina, volonay

Updated on 2023/01/20