Entry | 1 volena (voly) |
Part of speech | 2 passive verb |
Vocabulary |
3 Economy: agriculture |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny tany asiana voly: Voleo tsaramaso ity tany ity, ary itsy kosa voleo katsaka. (Tsara hotsahivina fa ny "ambolena" dia enti-milaza ny zavamaniry, ny masomboly mihitsy, fa ny "volena" kosa enti-milaza ny tany na toerana asiana azy: Amboleo atsy avara-trano ity taho-mangahazo ity -- Voleo mangahazo atsy avaratrano) [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 10 levona, velona, volena |
Updated on 2023/01/20 |