Entry volatsivaky
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vola nomena ny mpanjaka ho fankatoavana ny maha-Andriana azy [2.436]
Examples 
1Dia nanasin'Andriana amy ny volatsivaky Ratsimamanga 15 Vtra [2.59]
2Indro ny volatsivaky hahamasina anao eto amin' ny tany sy ny fanjakana [2.528]

Anagrams 

Updated on 2022/01/25