|
|
|
|

Entry1 volamena
Elementary words  2vola, 3mena
Part of speech  4 noun
Explanations in Malagasy  5karazana metaly anisan'ireo antsoina hoe "sarobidy": mavomena mamiratra ny volony, mavsan-danja izy, azo hanifisina faran'izay kely ary tsy mety miova fenitra na oviana na oviana: ireo toetrany rehetra ireo no nahatonga azy hanaovana firavaka sarobidy isan-karazany sy ho fototry ny sandam-bola miasa eran-tany; misy karazany roa ny volamena: ny volamena maitso sy mena.. [1.1]
6karazana metaly sarobidy mavo na fotsy na mena. [1.13]
Explanations in English  7gold. [1.7]
Explanations in French  8or. Associé au monde du ciel. [Tanala] [1.6]
9or. [1.3, 1.8, 1.13]
10or (métal). [1.5]
International  11Au. [3.1]
Examples  12 Misy toerana ihadiam-bolafotsy, misy toerana fanadiovam-bolamena [2.996]
13 Randra-madinika no nanaovany ny volony ary kavina volamena kely izay no nitevika ny sofiny. [2.470]
14 Raha misy ady mipoaka, hoy aho, mba misondro-bidy koa ny volamena sy ny vatosoa. [2.471]
Morphology 
15 Simple :
16 Prefixed :
Vocabulary  17 Chemistry
Proverbs  18 Proverbs containing that word
Tables and plates  19 Periodic Table
Article  20Randzavola: volamena ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly)

Anagrams  21 valomena, 22 volamena

Updated on 2025/11/02