Entry | 1 volamena |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Chemistry |
Explanations in Malagasy |
4 Karazana metaly anisan'ireo antsoina hoe "sarobidy": mavomena mamiratra ny volony, mavsan-danja izy, azo hanifisina faran'izay kely ary tsy mety miova fenitra na oviana na oviana: ireo toetrany rehetra ireo no nahatonga azy hanaovana firavaka sarobidy isan-karazany sy ho fototry ny sandam-bola miasa eran-tany; misy karazany roa ny volamena: ny volamena maitso sy mena. [1.1] 5 Karazana metaly sarobidy mavo na fotsy na mena [1.13] |
Explanations in English |
6 Gold [1.7] |
Explanations in French |
7 Or. Associé au monde du ciel [1.6] 8 Or [1.3, 1.8, 1.13] 9 Or (métal) [1.5] |
Examples |
10 Misy toerana ihadiam-bolafotsy, misy toerana fanadiovam-bolamena [2.996] 11 Randra-madinika no nanaovany ny volony ary kavina volamena kely izay no nitevika ny sofiny. [2.470] 12 Raha misy ady mipoaka, hoy aho, mba misondro-bidy koa ny volamena sy ny vatosoa. [2.471] |
Morphology |
|
Elementary words | 15 vola, mena |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word volamena |
Tables and plates |
20 Periodic Table |
Article |
21 Randzavola: volamena ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly) |
Anagrams | 22 valomena, volamena |
Updated on 2024/08/31 |