Entry volaina (vola)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Amidy mba ho tonga vola: Milaza tsy manam-bola ianao, nefa manan-trano; raha izaho ianao, volaiko ilay trano [1.1]
Morphology 
Present : volaina, volaiko, volainao, volainy, volaintsika, volainay, volainareo, volain', volain-, volaim-, volai-
Past : novolaina, novolaiko, novolainao, novolainy, novolaintsika, novolainay, novolainareo, novolain', novolain-, novolaim-, novolai-
Future : hovolaina, hovolaiko, hovolainao, hovolainy, hovolaintsika, hovolainay, hovolainareo, hovolain', hovolain-, hovolaim-, hovolai-
Imperative : volao

Anagrams 

Updated on 2023/01/20