Entry volafolo
Elementary words vola ; folo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Anaram-bola mitovy vidy amin'ny ariary roa sy loso [1.1]
Explanations in English [ vola folo ] Ten shillings, two and a half dollars. [1.2]
Examples ladiam-boamena, itsaram-bolafolo (misy vola voamena, ohatra, iadiana any amin' ny fitsarana, nefa ny vola lany amin' ny fitsarana volafolo - ariary roa sy loso [2.436]

Updated on 2023/05/18