|
|
|
|

Entry 1  vokisana
Root  2 voky
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Omena sakafo betsaka: Efa novokisan' Ikoto tsara ve ny vorona?
9 Taomina, tarihina: Novokison' ny namany izy ka nangalatra
10 Ambosìna, amporisihina, tarihina: Novokisan' ireo mpanao politika fotsiny ny vahoaka [1.1]
Explanations in English  11 to be satisfied with food
12 to be subverted [1.7]
Explanations in French  13 qu'on rassasie
14 qu'on incite à la révolte [1.8]

Anagrams  15 sinavoka, vokisana

Updated on 2026/04/20