Entry voizina (voy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny lakana izay asosa amin' ny fikapohana ny rano miverina raha tiana handroso ny lakana, ary mandroso raha tiana hiverina ny lakana [1.1]
Explanations in English To be paddled, to be rowed [1.7]
Explanations in French Qu'on pagaye, qu'on rame, qu'on fait avancer en ramant [1.8]
Morphology 
Present : voizina, voiziko, voizinao, voiziny, voizintsika, voizinay, voizinareo, voizin', voizin-, voizim-, voizi-
Past : novoizina, novoiziko, novoizinao, novoiziny, novoizintsika, novoizinay, novoizinareo, novoizin', novoizin-, novoizim-, novoizi-
Future : hovoizina, hovoiziko, hovoizinao, hovoiziny, hovoizintsika, hovoizinay, hovoizinareo, hovoizin', hovoizin-, hovoizim-, hovoizi-
Imperative : voizo
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20