Entry voditronga
Elementary words vody ; tronga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny tapany ambany amin' ny tahon' ny hazo izay tafajanona ao anaty tany rehefa notapahina ilay hazo [1.1]
Explanations in English [ vody tronga ] The stump of a tree used as fuel [1.2]
Explanations in French [ vody tronga ] Les souches des arbres coupés [1.3]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/10/30