|
|
|
|

Entry1  voatana (tana)
Part of speech  2  past participle
Explanations in Malagasy  [1.1#917]
Explanations in English  3  held, grasped, grappled [1.2#613]
Explanations in French  4  retenu, saisi, gardé, arrêté [1.3#664]
Examples  5  Am-pihin-drafy : toy ny voatanan' ny rafy, izany hoe voageja mafy [2.285#59]
6  Indrindra koa, fa olona avy any Ambositra isika, ary avy any Ambositra daholo no ankabeazan' ny voatana. [2.324]
7  Tsy misy hevitra mazava momba izany, hevitr' olona voatanako izany; mainka moa fa izany hoe hevitro izany. [2.4]
Morphology 
8  Past :
Proverbs  9  Proverbs containing the word voatana

Anagrams  10  atavano, atavona, atovana, avotana, vatoana, voatana

Updated on 2022/04/14