Entry | 1 voasarika |
Root | 2 sarika |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 tiré, dégainé, (forces) que la maladie a diminuées [1.3#582] |
Examples |
6 sendra voasarika tamin' ny fahatairana, dia iny no nasampy tao an-damosina. [2.357#53] 7 voasarika ny fanahin'ny mpihaino, satria hendratr'izay tapany azony ka terem-panahy hieritreritra sy haminany. [2.298#131] |
Synonyms | 8 sinarika |
Anagrams | 9 karavasio, voasarika |
Updated on 2023/01/20 |