|
|
|
|

Entry 1  voasakana
Root  2 sakana
Part of speech  3  past participle
Morphology 
4  Past :
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  5 qu'on a arrêté, empêché, à quoi on met un obstacle, une seconde partie [1.3]
Examples  6  Tsy voasakana intsony anefa ireo tapaka hevitra fa tokony ho vonoina Radama. [2.508#528]
7  Fa raha tsy voasakana ity fivavaham-bazaha ity, lasan'ny Englisy mihitsy ny tany. [2.298#75]

Updated on 2026/04/20