|
|
|
|

Entry1  voapetaka
Root  2  petaka
Part of speech  3  past participle
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in English  5  stuck on, made to adhere, pasted on [1.2]
Explanations in French  6  qu’on a collé, appliqué, saisi, à quoi on a appliqué; sur quoi on affiche [1.3#483]
Examples  7  Nony vita ny trano manontolo, voapetaka ny varavarana ka maina ny lalotra atiny sy ivelany ary voafarana ny tato amin' ny volombodin-trano, hita fa tsy kitranotrano intsony ny anay fa mba tena trano mihitsy. [2.472#41]
Synonyms  8  pinetaka

Anagrams  9  voapetaka, voatapake

Updated on 2023/01/20