|
|
|
|

Entry1  voaomana (omana)
Part of speech  2  past participle
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in English  3  decorated, dressed, made ready [1.2]
Explanations in French  4  orné, arrangé, préparé [1.3]
Examples  5  Aoka izany ny hafalian' izy mivady nandre ahy afaka fanadinana! Dia nizotrà araka ny voalazan' i Vola ilay fandaharana nataony, hay koa moa izy io efa voaomany rahateo mialoha. [2.4]
6  Ny soavaly voaomana hiady [2.996]
Morphology 
7  Past :

Anagrams  8  amovoana, voaomana

Updated on 2023/01/20