Entry | 1 voangona |
Root | 2 angona |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#83] |
Explanations in English |
5 [1.2#49] collected (by some one), assembled, congregated. |
Explanations in French |
6 [1.3#47] qu'on a assemblé |
Examples |
7 Tamin'izay dia voangona tafaray Manandriana, Isandra, Lalangina ary Iarindrano. [2.508] 8 Ny zaza kamboty, izay voangona eto Antananarivo, izay velomin' ny mpiadidy azy. [2.59] 9 Ny lehilahy no mivoaka mitady lalam-bola, anaka, fa ny vehivavy mampirina ny voangona eto an-toerana, hoy rainy. [2.643] 10 Ary voaangona any amin' ny razany koa izany taranaka izany; [2.996] 11 Mamadika ny fahalalana voaangona ho fiasana sy fitao-vana ny mpahay tao. [2.445] 12 Alin-dririnina mamifirifiry , itampodian'ny vakivakim-pitia tsy voaangona. [2.944] |
Morphology |
|
Other spellings | 14 voaangona |
Anagrams | 15 avongano, novangoa, voangona |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |