|
|
|
|

Entry1  voangaly
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  4  Karazam-boangory mitovitovy amin' ny voanantoka, ny elany misy mitsoriadriaka fotsy (Cetonia) [1.1]
Explanations in French  5  cétoine [1.3#843, 2.165]
6  coléoptère noir à raies blanches. Cetonia [1.3]
Examples  7  Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly. [2.69#222]
8  Voka-bary tamin' izany ary teny an-tsahan-korom-potsy teny, toe ambody nato iray midoroboka misalohy laingo sy ivezivezen' ny tantely sy voangaly. [2.470#27]
Proverbs  9  Proverbs containing the word voangaly

Updated on 2020/08/19