Entry voambolana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitambaran' ny teny rehetra fampiasa amin' ny sampam-pahaizana iray
Rakibolana nofintinina [1.1]
 Voanteny fampiasa manokana amina seha-pahalalana na sehatrasa
Boky mirakitra ny tanisateny fampiasa manokana eo amin' ny sehatra iray ka amin' izany ny teny iditra tsy voatery anolorana ny fahalalana rehetra mety ilain' ny mpampiasa
Lisitra araka ny abidia sy fanazavana ny voambolan-tsehatra manokana, ohatra momba ny tranomboky, nampiasana teo anatin' ny boky [1.62]
Explanations in French Lexique [1.13]
 Vocabulaire [1.66, 1.67]
Examples 
1Ndeha ho tsiahivina aloha ny famaritana ny voambolana “itsinjaram-pahefana”. [4.27]
2Be ny fitoviana na eo amin' ny voambolana na eo amin' ny firafitry ny voambolana sy ny teny. [2.508]
Vocabulary 
Elementary words voa ; volana
Compound words 
Titles Voambolana ampiasaina eo amin' ny fanabeazana ny tanora ho olom-pirenena
Voambolana Betsileo (Rakotosaona)
Voambolana Betsimisaraka (Rakotosaona)
Voambolana Bezanozano (Rakotosaona)
Voambolaña malagasy-malagasy (frantsay)
Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana
Voambolana momba ny zahatany
Voambolana Sakalava (Rakotosaona)
Voambolana Taimoro (Rakotosaona)
Voambolana Taisaka (Rakotosaona)
Voambolana Tanala (Rakotosaona)
Voambolana Tandroy (Rakotosaona)
Voambolana Tanindrana sy Tantsiraka (Rakotosaona)
Voambolana Tankarana (Rakotosaona)
Voambolana Tanosy (Rakotosaona)
Voambolana Tsimihety (Rakotosaona)
Analogs  voanteny

Updated on 2023/07/30