Entry voalamindamina (lamindamina (lamina))
Part of speech past participle
Examples Rehefa voalamindamina voapetraka ny entana dia omeo rano ho sotroiny ireo sasatra mangetana. [2.928]
Morphology 
Past : voalamindamina, voalamindamiko, voalamindaminao, voalamindaminy, voalamindamintsika, voalamindaminay, voalamindaminareo, voalamindamin', voalamindamin-, voalamindamim-, voalamindami-

Updated on 2023/01/20