Entry | voafora (fora) | |||
Part of speech | past participle | |||
Explanations in Malagasy | Nesorina ny nofo manarona ny lohan' ny filahian' ny ankizilahy kely [1.1] | |||
Explanations in English | Circumcised [1.2] | |||
Explanations in French | Circoncis [1.3] | |||
Examples | Ny zaza maty tsy mbola voafora dia tsy maintsy ho foraina izy vao alevina ao am-pasan-drazana, fa raha tsy natao izany hono izy dia tsy raisin' ny fahasivy sy Ndriananahary, ka tonga manjenjena eny ho eny ka mampalahelo.
[1.353] | |||
Vocabulary | Health | |||
Derivatives |
| |||
Synonyms | finora | |||
Updated on 2023/01/20 |
![]() |